Entry | 1 vato tsipazana |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] vato misy loaka notorahan' ny olona ka noheverin' ny mpinompino foana fa fambara tsara raha tafiditra tao anaty lavaka ny vato, fa fambara ratsy kosa raha tsy tafiditra |
Elementary words | 4 vato, tsipazana |
Synonyms | 5 vato filokana, vato torahana |
Updated on 2024/12/10 |
![]() |